plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/01/13.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 13 Fa anareo naregny ny amin'ny fiaignako talô tamin'ny tamin'ny fomba fivavahana Jiosy, sy ny bagninjeko ny Fiangonan'Andemagnitra miôtra n tokony ho izy ary ny fikezako handroba an'izany.\v 14 Nandroso tamin'ny fivavahana Jiosy za miôtra ny maro tam'reo mitovy taona taminà, avy tamin'ireo raika firenena taminà. Sahala amizany ny fômba nitanako mafy ireo fomban-drazako.