\v 11 Fa teko ho fantatrareo, ry ralaiko; fa ny Filazantsara ze ,nambarako se tsy Filazantsarna'Ölombela. \v 12 Tsy mandray an'izany tamin'ôla za, na nampenarina anà zany. Fa zany de Fagnambaran'i Kristy Jesôsy taminà.