plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/01/08.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 8 Fa na zahay na anjely avy agny an-dagnitra aza no hitory Filazantsara hafa aminareo no ze notorinay taminareo, de ôka izy ho ovoaozogna.\v 9 Araka ze nolazainay talôha, de amin'izao za manambara ndre hoe: "Ra misy ôla magnambara aminarei Filazantsara hafa noho ze niraisinareo, de ôka izy ho vôozogna". \v 10 Mo ve za zao lmiakaraka ny fagnamarinan'ny ôla sa Andremagnitra? Mo ve za mikaraka ze hampifaly ny ôla? Ra mbôla manoy miezaka ampifaly ôla za, de tsy mpa,ompon'i Kristy.