plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/01/06.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 6 Gaga za ho niala faigana tamin'le niantso anareo tamin'ny faasoavan'i Kristy anareo. Gaga za fa nitodika ho amin'ny Filazantsara hafa anareo. \v 7 Tsy midika akôry zany fa misy Filazantsara hafa fa misy ôla maomaro ze mitôndra fikorontagnana ho an'nareo ary te hagnova ny Filazantsaran' i Kristy.