plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/01/01.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 1 Paoly Apôstôly_ tsy Apôstôly avy amin'ny ôla na tamin'ny ôla, fa avy amimin'i Jesôsy Kristy sy le Andremagnitra ray, ze nanangana an'Azy tamin'ny maty_\v 2 ary reo ralà daôly niaraka aminà, ho an'ireo Fiangonan'ny Galatiana: