auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-21 08:18:16 -04:00 committed by root
parent c616980fb0
commit d535d11e52
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Fa reo ze noevitra ho manandanja,(na ino na ino izy reo de tsy mampagninona ana Andriamanitra de tsy miangatra)_ lazaiko reo ze hevitra mandanja de tsy nanampy ninoninona tamina.\v 7 Mifanoitra amin'zany, itan'jareo fa fanakianana ny filazantsara hoan'dreo ze tsy voafara za, takany nanakianana an'i Petera ny filazantsara hoan'dreo ze voafora,\v 8 Fa Andriamanitra, ze niasa teo amin'ny Petera ho aminy maha-postoly ho an'dreo ze voafora, de niasa tato amina iany kô hoan'dreo Jentilisa.
\v 8 a reo ze noevitra ho manandanja,(na ino na ino izy reo de tsy mampagninona ana Andriamanitra de tsy miangatra)_ lazaiko reo ze hevitra mandanja de tsy nanampy ninoninona tamina.\v 7 Mifanoitra amin'zany, itan'jareo fa fanakianana ny filazantsara hoan'dreo ze tsy voafara za, takany nanakianana an'i Petera ny filazantsara hoan'dreo ze voafora,8 Fa Andriamanitra, ze niasa teo amin'ny Petera ho aminy maha-postoly ho an'dreo ze voafora, de niasa tato amina iany kô hoan'dreo Jentilisa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 9 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana anà mankaigny amin'ny Jentilisa, ary mbô hafan'jareo mankaigny amin'reo ze foafora. Nangtaka foagna zareo mbô hahatsiaro ny mahantra zahay, ze zava
\v 9 I Jakoba, Kefasy, ary Jaona, fantatra fa anisan'dreo ze nanorigna fiangonana, rafa nafantatra ny fahasoavana izay nomena ana, de nagnome tagnana akavanan'ny fiombognana ho ana sy Barnabasy izy reo. Nataon'dreo ze nagnafahana anà mankaigny amin'ny Jentilisa, ary mbô hafan'jareo mankaigny amin'reo ze foafora. \v 10 Nangtaka foagna zareo mbô hahatsiaro ny mahantra zahay, ze zavatra tegna teko atao tokôtra.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa rafa tonga taigny Antiokia i Kefasy, de nanotra anazy teo amin'ny tavany za satria vôlaza fa diso izy. Talôan'ny natongavan'ireo leila sasany