Fri Nov 15 2019 10:49:40 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-15 10:49:41 -08:00
commit 9b613870a4
32 changed files with 68 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly Apôstôly_ tsy Apôstôly avy amin'ny ôla na tamin'ny ôla, fa avy amimin'i Jesôsy Kristy sy le Andremagnitra ray, ze nanangana an'Azy tamin'ny maty_\v 2 ary reo ralà daôly niaraka aminà, ho an'ireo Fiangonan'ny Galatiana:

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fahasoavana ho aminareo ary fedanana avy amin'Andre,agnita Raintsika sy Jesôsy Kristy Tompo, \v 4 ze magnolotra ny tegnany ho an'ny fahotantsika mba hagnafahany an'tsika amizao andron'ny faharatsiana zao, ho \v 5 Azy ane ny voninatra mandrakizay doria. Amena.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Gaga za ho niala faigana tamin'le niantso anareo tamin'ny faasoavan'i Kristy anareo. Gaga za fa nitodika ho amin'ny Filazantsara hafa anareo. \v 7 Tsy midika akôry zany fa misy Filazantsara hafa fa misy ôla maomaro ze mitôndra fikorontagnana ho an'nareo ary te hagnova ny Filazantsaran' i Kristy.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa na zahay na anjely avy agny an-dagnitra aza no hitory Filazantsara hafa aminareo no ze notorinay taminareo, de ôka izy ho ovoaozogna.\v 9 Araka ze nolazainay talôha, de amin'izao za manambara ndre hoe: "Ra misy ôla magnambara aminarei Filazantsara hafa noho ze niraisinareo, de ôka izy ho vôozogna". \v 10 Mo ve za zao lmiakaraka ny fagnamarinan'ny ôla sa Andremagnitra? Mo ve za mikaraka ze hampifaly ny ôla? Ra mbôla manoy miezaka ampifaly ôla za, de tsy mpa,ompon'i Kristy.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa teko ho fantatrareo, ry ralaiko; fa ny Filazantsara ze ,nambarako se tsy Filazantsarna'Ölombela. \v 12 Tsy mandray an'izany tamin'ôla za, na nampenarina anà zany. Fa zany de Fagnambaran'i Kristy Jesôsy taminà.

1
01/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa anareo naregny ny amin'ny fiaignako talô tamin'ny tamin'ny fomba fivavahana Jiosy, sy ny bagninjeko ny Fiangonan'Andemagnitra miôtra n tokony ho izy ary ny fikezako handroba an'izany.\v 14 Nandroso tamin'ny fivavahana Jiosy za miôtra ny maro tam'reo mitovy taona taminà, avy tamin'ireo raika firenena taminà. Sahala amizany ny fômba nitanako mafy ireo fomban-drazako.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Kanefa Andremagnitra, ze nanokana anà hatrigny an-kibon-dreniko, ary niantso anà tamin'ny alalan'ny fahsoavany. \v 16 Rafa faly ny hampibôgna ny zanagny laila tamina, mba afaka magnambara Anazy aigny amin'ny Jentilisa, se tsy nak saigna tamin'ny nofo sy ny rà avy hatraigny za. \v 17 Tsy niakatra taigny Jerosalema ho aigny ami'reo efa lasana Apostoly talôko za. Fa kosa, nande taogny Arabia ary avy akeo niveigna taigny Damaskôsy za.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ry telo tgaona tafara de niakatra taigny Jerosalema mba hifankafantatra tamin'ny Kefasy za avy nojanona niaraka taminazy naandritra ny dimy abefolo andro.\v 19 Fa tsisy tazako reo Apostoly ankôtran'i Jakoba, le ralain'ny Tompo. \v 20 Ary akao am'ze soratako ho an'nareo , de magnome toky an'nareo za akeo agnatrhan' Andremagnitra , fa tsy mandainga za.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Avy takeo za de nande taigny amin'ny faritr'i Syria sy Kilikia. \v 22 Tsy mbôla fantatra takeo am'reoFiangonan'i Jodia ze akao ami' Kristy.\v 23 Regnin-jareo fôgna ze vôlazako hoe: " Le leila ze nangnenika an'tsika talôha izao de magnambara le magnambara le finoana ze nezany nopotena talô".\v 24 No izany zareo de nidera an Andemagnitra noho ny aminà.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ho amin'ny fahafana no nagnafahan'i antsika. Miorena tsara, noho izany, aza mety ho akao aman'ny zogan'ny fagnandevozana ndre.\v 2 Indro, za, Paoly, miresaka aminareo fa ra mamela ny tegnanareo ho forana anareo, de tsy hasô anareo amin'ny fômba dahôly Kristy.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mijoro vavolombelon amin'ny ôla tsiraikaraika ze mamela ny tengany ho voafora ndre za fa vôtery hagnaraka ny lalàna dahôly izy.\v 4 Tafasaraka tamin'i Kristy, nareo, zay te hagnarinina amin'ny lalàna; ary tsy miaigna fahasoavana intsony anareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa amin'ny halalan'ny Fagnahy, amin'ny finona, no hiandrasantsika fatratra ny fanatenaana ny fahamarinana.\v 6 Akao amin'i Kristy Jesosy de tsy midika na ino no ino na voafora na tsy voafora, fa ny fignona miasa amin'ny fitiavana ihany. \v 7 Fa nihazakazaka tsara anareo. Iza no nisakana anareo amin'ny fankatoavana ny marina?\v 8Zany fandresen-dahatra zany de tsy avy aminy le anareo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Lalivay kitika no mampitombo ny koba dahôly.\v 10Fa matoka ny Tompo za fa tsy handray fomba fijery hafa nareo no hagnefa ny sazy, na iza iza na iza.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Ry rala, ra mbôla mitory ny amin'ny famorana za, nagnino za no mbôla enjena? Amin'izany de ho afaka tokô ny fahatafintonan'ny hazo fijaliana.\v 12Fa ho anireo ze manakorontana anareo enganie ka hanapaka ny tegnany izy reo!

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa nantsovina ho amin'ny fahafahana nareo, ry rala. Nefa aza ampiasaina ho irika amin'ny filan'ny nofo ny fahafahanareo; fa kosa, amin'ny alalan'ny fitiavana de mifanompoa.\v 14Fa ny lalàna daôly de tanateraka akao amin'ny didy raika; akao amin'ny hoe: "Tsy maintsy mite ny namanao ôtrany tegnanao anao."\v 15Fa ra mifagnekitra sy mifampihinana nareo, de mitandrema sô hifandringana.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa hoy za, mandehana araka ny Fagnahy de tsy hatanteraka izay filan'ny nofo nareo.\v 17Fa manohitra ny Fagnahy ny filan'ny nofo ny fanirian'ny Fagnahy. Fa mifanohitra ireo, mba tsy hafantaranareo magnano ze ra tenareo.\v 18Fa ra tarihin'ny Fagnahy nareo de tsy ho ambanin'ny lalàna.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ankehitriny de miharihary filan'ny nofo: fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoan,\v 20 fanompoan-tsampy, famosaviana, fankahalana, fifandirana,fahasarotam-piaro, fipoahan'ny fahatezerena, fifandrafiana, fisaraham-bazana, fizarazarana,\v 21 fialonana, fahamamoana, fanakorontanana, ary ny ra sahala amin'zany. Mampitandrina anareo za, tahaka ny efa nampitandrina anareo za, tahaka ny efa nampitandremako anareo taloha, fa tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra reo zay mampihatra reo ra reo.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa ny vokatry ny Fagnahy de fitiavana, fifaliana,fiadanana, faharetana, hatsarampagnahy,fanaovantsoa, finoana,\v 23 fahalemem-panahy, ary fahafehezan-tena; tsy misy lalàna manohitra ra ôtran'zany.\v 24 Reo zay an'i Kristy Jesosy de efa nanombo ny toetra feno fahotany niaraka tamin'ny fahafinaretany sy ny filany.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ra miaigna amin'ny Fagnahy tsika, aoka handeha amin'ny Fagnahy ihany kô.\v 26Aoka tsika tsy ho lasa mpieboebo, mifandrangitra,ary mifampialona.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry raalà, ra misy ôla azon'ny ota,anareo ze ara-pagnà no tokony amerigna anazy ndre aminn'ny faamoram-pagnà. Mivera ny tegnanao, mba tsy ho alaim-pagnà kô an'nao.\v 2 Mifampitondrà ny mavestra, ary amin'izany de tantirao ny lalàni Kristy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ra misy ôla mihevitra ny tegnany ho ra tsisy dikany, de mamitaka ny tegnany izy. \v 4 Tokony handinika ny asany avy ny tsiraikaraika, mba ho an'ny tegnany iany no hireharehany fa tsy amin'ny ôla afa.\v 5 Fa say hitondra ny entany avy ny ôla tsiraikaraika.

2
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 6 Ny ôla ze nampenarina ny teny tsy maintsy mizara ny ra tsara daôly am'ze mampianatra.
\v 7 Aza mety ho fitahana. Tsy azo vazivazena Andemagnitra, fa ze daôly ambolen'ny ôla, no dideny kô. Ho an'ze mamboly vô amin'ny toetrany feno faotana, de avy ami'zany no handideny fahasimbana.\v 8 Ze mambôly vô amin'ny Fanahy, amin'ny Fananhy no handideny ny fiainana mandrakizay.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Öka tsika mba tsy ho reraka amin'ny fagnanôvan-tso, fa handidy vokatra tsara amin'ny fotôna mety , ra tsy milavo lefogna isika.\v 10 Kô no izany, satre magnana fahafahana tsika, de ôka hagnano ny tsara amin'ny ôla daôly, ndrindra fa amin'ny fenaaven'ny finôna.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Jereo ny agedan'ny soratra ze nosoratan'ny tagnako ho an'nareo.\v 12 Reo ze te hiseho ho tsara amin'ny nofo no miezaka magnery an'nareo mba ho forana. Magnano an'zany zareo mbô hialana amin'ny fahendrena noho ny amin'ny Hazo fijalian'i Kristy. \v 13 Na reo ze tsy vôfora aza de tsy mitandrina ny lalàna, nefa ten'jareo hoforana anareo mba irearean'jareo amin'ny nofonareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nefa tsy hirehareha na ovena na ovena afa-tsy ny amin'ny hazo fijalian'i Kristy Tompontsika ane za, ze nanomboana an'zao tontolo zao takeo aminà, ary za kosa takeo amin'zao tontolo zao.\v 15 Fa ny famorana na ny tsy famorana de samy tsisy dikany, fa ny fiagnam-baovao no misy antony.\v 16 Ho an'reo daôly se miaigna araka zany fomba zany, de ho an'jareo ane ny fedanana sy ny faindram-po, na amin'ny Israeli' Andremagnitra aza.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Manomboka zao de ôka tsisy agnadala anà, fa itondra reo marik'i Jesôsy akeo amin'ny vatako \v 18 za. Ho amin'ny Fanahinareo ane ny fahasoavan'i Jesôsy Kristy Tompontsika, ry raalà. Amena.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana toko faha 6

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -29,9 +30,15 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 178f32a28767641df3a491bd36916dacad2486f1
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 8a008615746d4223b9e6c6fe3fec73dd0ecb0912
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 178f32a28767641df3a491bd36916dacad2486f1

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatiana

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD108"
"MAD108",
"MAD105"
],
"finished_chunks": [
"04-19",
@ -49,6 +50,33 @@
"04-08",
"04-06",
"04-03",
"04-01"
"04-01",
"01-03",
"01-06",
"01-08",
"01-11",
"01-01",
"01-13",
"01-15",
"01-18",
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-11",
"06-14",
"06-17",
"01-21",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-19",
"05-22",
"05-25"
]
}