auto save
This commit is contained in:
parent
fd30f10df6
commit
2962d97274
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa ra to ka, mitady hamarinina akao amin'i Kristy tsika, tsika iany kô, de hita fa mpanota, moa mamporisika ny fahotana ma Kristy? Tsia avy hatraigny. Fa ra managna ndre, reo efa noravako talô za, de magnaporofo ny tegnako ho mpandika lalàna zà. Fa tamin'ny lalàna no nahatesako tamin'ny lalàna, mbô ho velogna ho an'Andreamagnitra za
|
||||
\v 17 Fa ra to ka, mitady hamarinina akao amin'i Kristy tsika, tsika iany kô, de hita fa mpanota, moa mamporisika ny fahotana ma Kristy? Tsia avy hatraigny.\v 18 Fa ra managna ndre, reo efa noravako talô za, de magnaporofo ny tegnako ho mpandika lalàna zà.\v 19 Fa tamin'ny lalàna no nahatesako tamin'ny lalàna, mbô ho velogna ho an'Andreamagnitra za.
|
Loading…
Reference in New Issue