auto save
This commit is contained in:
parent
3343282330
commit
279cc2a085
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Mengavy an'nareo za, ry ralà, magnanova karanà. Satre za iany kô de efa lasana ôtran'nareo tsy nagnano ratsy taminà nareo.\v 13 Kanefa hainareo fa non'ny areti-batako no nanambarako an'nareo ny Filazantsara tamin'ny vôlôny.\v 14 Na de nitondra an'nareo tamin'ny fakam-panahy aza ny toe-batako, de tsy nagnano tsinontsino na ngnilika anà nareo. Fa noraisinareo salan'ny hoe: Anjelin'Anremagntra kosa zà, salan'ny hoe zà mintsy no Kristy Jesôsy.
|
||||
\v 12Mengavy an'nareo za, ry ralà, magnanova karanà. Satre za iany kô de efa lasana ôtran'nareo tsy nagnano ratsy taminà nareo.\v 13Kanefa hainareo fa non'ny areti-batako no nanambarako an'nareo ny Filazantsara tamin'ny vôlôny.\v 14Na de nitondra an'nareo tamin'ny fakam-panahy aza ny toe-batako, de tsy nagnano tsinontsino na ngnilika anà nareo. Fa noraisinareo salan'ny hoe: Anjelin'Anremagntra kosa zà, salan'ny hoe zà mintsy no Kristy Jesôsy.
|
Loading…
Reference in New Issue