plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/02/03.txt

1 line
325 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 12:18:16 +00:00
\v 3 Fa na Titosy aza, ze niaraka taminà no sady Grika, de notera ho voafora.\v 4 Niditra nangingina reo rala sandoka nitsikilo ny fahafahana anananay ao amin'ny Kristy Jesosy. Naniry ny hagnadevo anay zareo,\v 5 fa tsy nety nagnaiky azy re nade fotoana kely aza zany, mba hitoeran'ny fahamarignan'ny filazantsara aminareo