plt-x-sihanaka_gal_text_ulb/05/01.txt

1 line
268 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 12:20:07 +00:00
\v 1 Ho amin'ny fahafana no nagnafahan'i antsika. Miorena tsara, noho izany, aza mety ho akao aman'ny zogan'ny fagnandevozana ndre.\v 2 Indro, za, Paoly, miresaka aminareo fa ra mamela ny tegnanareo ho forana anareo, de tsy hasô anareo amin'ny fômba dahôly Kristy.