plt-x-sihanaka_eph_text_reg/01/03.txt

1 line
228 B
Plaintext

Deraina anie ny Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika, ze nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-panahy daôly avy aigny an-dagnitra akao alin'i Kristy. Andriamanitra nifidy antsika takao amin'Azy hatramin'ny