plt-x-sihanaka_eph_text_reg/06/23.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 23 Fiadanana ho amin'reo rahalà, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoana avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. \v 24 Ny fahasoavana anie ho am'ze daôly te an'i Jesosy Kristy Tompotsika amin'ny fitiavana tsy maty mandrakizay.