plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/11.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 11 \v11\v11Kristy de nanolotra sasany ho apostoly,ny sasany ho mpamignany, ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany pasitera sy mpampiagnatra.\v 12 Nanome reo asa reo Izy mba hanampena reo vaôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny hagedan'ny fahafenon'i Kristy.