plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/25.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 25 Ry lehilà, tiavo ny vadinareo, ôtrany ny nitiavan'i Kristy ny fengonana sy nagnomezany azy ny ainy. \v 26Nagnolotra ny tegnany ho an'ny fengonana Kristy mba afany magnamasigna an'azy, tamin'ny fanadiovagna an'azy tamin'ny rano fagnasana amin'ny teny, \v 27mba afany mampiseo an'azy ho be voninaitra akeo aminy, tsy misy pentigna na kentrogna na ra ôtrany zany, fa masina sady tsisy diso.