plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/20.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 20 Ary ho an'Azy ze mavita magnano mihôtra ze daôly angatantsika na eritreretintsika, araka ny hery ze miasa akao agnatintsika, \v 21 ho an'Azy ny voninahitra akao amin'ny fengonana ary akao amin'i Krity Jesosy hatramin'ny taranaka daôly mandrakizay doria. Amena.