plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/31.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 31 Elao ny lolom-po daôly, haromontana, ny hatezerana, ny fifamalina, ary ny fifampitenenan-dratsy, miaraka am-reo karazan'asa ratsy daôly. \v 32 Magnàna falemem-pagna amin'ny tsiraikaraika avy, fahatsoram-po, mifamelà heloka, ôtran'ny namelan'Andriamanitra anareo takao amin'i Kristy.