plt-x-sihanaka_eph_text_reg/06/05.txt

1 line
605 B
Plaintext

\v 5 Ry mpanompo, mankatoava ny tomponareo ety an-tany amin'ny fagnajana sy fangitakitana, amin'ny fatsoran'ny fonareo. \v 6 Magnikesa an'jareo salan'ny agnikesanareo an'i Kristy. Magnikesa tsy akeo amason'ny tomponareo fôgna mbô hankasitran'jareo. Fa kosa, magnikesa salan'ny mpagnompon'i Kristy, ze magnano ny sitrak'Andriamanitra amin'ny fonareo manontolo. \v 7 Magnompô amin'ny fonareo manontolo, salan'ny hoe magnompo ny Tompo anareo fa tsy ôla, \v 8 satria fantatsika fa na ino na ino asa tsara ataon'ny ôla tsiraikaraika, de handray valim-pitia avy amin'ny Tompo izy, na andevo na ôlon'afaka.