plt-x-sihanaka_eph_text_reg/06/01.txt

1 line
251 B
Plaintext

\c 6 \v 1 Ry zanaka, magnikesa ny ray sy reninareo akao amin'ny Tompo, satria mety zany. \v 2 "Hajao ny rainao sy ny reninao" (zany no didy vôlôny misy fampanantenana), \v 3 mbô hahita soa anao ary mbô ho lava andro iaignana aketo ambonin'ny tany.