plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/31.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 31 No zany antony zany ny leila de hiala ny ray sy ny reniny ka hikambagna amin'ny vadiny, ary izy roa ho tonga nofo raika iany. \v 32 Lehibe zany famarignana misitrika zany fa Za de miresaka momban'i Kristy sy ny fengonana. \v 33 Kanefa ny tsitokatokagna aminareo iany kô de tokony ho te ny vadiny avy ôtrany ny tegnany, ary ny vevavy de ôtrany hanaja ny vadiny.