plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/28.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 28 Ôtrany zany iany kô ny leila de tôkony ho te ny vadin-jareo avy ôtrany tegnan-jareo. Izy ze te ny vadiny de te ny tegnany iany kô. \v 29 Tsy mbola nisy nakahala ny tegnany, fa mamagna sy mikarakara zany tsara, ôtrany an'i Kristy mamagna ny fegonana sy mikarakara an'azy iany kô, \v 30 satria isika de ratsam-batany.