plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/18.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 18 Ary aza magnano mamon'ny divay, fa mitondra akeigny amin'ny fasimban-toetra izeigny. Fa kosa, ôka ho fenon'ny Fagna Masina, \v 19 mifampiresa aminareo samy nareo amin'ny salamo sy fihirana ary hiram-pagna, mihirà ary mikaloa amin'ny Tompo amin'ny fonareo daôly. \v 20 Misaora mandrakariva amin'ny ra daôly, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ho an'Andriamanitra le Ray, \v 21 mifanolora tegna amim-pagnajana ho an'i Kristy.