plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/08.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 8 Fa maizigna nareo talô, fa zao nareo de fazavagna akao amin'ny Tompo. Mandagna ôtrany zanaky ny mazava, \v 9 (fa ny vokatry ny fahazavagna de akao amin'ny fahatsarana daôly, fahitsina, sy famarignana.) \v 10 Ary tedavo ze mafinaritra ny Tompo. \v 11 Aza mikambana am-reo asa tsy mamokatra ny haizigna, fa ampiseo kosa reo. \v 12 Fa mamegnatra na de ny manognona reo ra atôn-jareo akagny amin'ny miafigna aza.