plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/05.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 5 Fa afaka mahazo antoka ny am-zao nareo, fa tsisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigna - zany hoe, mpanompo sampy - magnana lova akao amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. \v 6 Ôko tsisy hamitaka anareo amin'ny teny fôgna, satria nony reo ra reo de tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatezeran'Andriamanitra. \v 7 No zany, aza mikambana am-jareo.