plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/28.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 28 Ze nangalatra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miasa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hagnanany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampegna. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ilain-jareo, mba tegna hanampy reo ze mandreigny anareo ny teninareo. \v 30 Ary aza mampalaelo ny Fagnahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvagna tombo-kase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnavotana.