plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/25.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 25 No zany, elao ny lainga, ary ôka ny tsiraikaraika aminareo ifampilaza ny marigna amin'ny namany, satria samy isan'ny rantsan'ny daôly tsika. \v 26 Mitezera fa aza manota. Aza avela ho tratran'ny masoandro mody ny hatezeranao. \v 27Aza magnome hirika ho an'ny devoly.