plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/20.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 20 Fa salan-zany ny fomba nenaranareo ny momban'i Kristy. \v 21 Inoko fa nareigny ny momba an'Azy nareo, ary nampenarina takao amin'azy, satria ny famarinana de akao amin'i Jesôsy. \v 22 Nampenarina anareo mba hagnary ny fomba fiaignanareo talô, mba hagnary ny toetra talô. Le toetra talô ze simba non'ny fitaky ny filany.