plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/17.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 17 No zany, de milaza sy manindry mafy zany akao amin'ny Tompo za, mba tsy hiaigna ôtran'ny Jentilisa tsony nareo, amin'ny fahafoanan'ny fisainan-jareo reo. \v 18 Mizigna ny fahalalan-jareo, tafasaraka amin'ny fiainan'Andriamanitra non'ny tsy fahafantarana akao amin-jareo, non'ny hamafisampon-jareo. \v 19 Tsy malala megnatra zareo ary nagnolotra ny tegnan-jareo ho amin'ny filan'ny nofo, ary manohy magnano zao karazam-pahalotôgna daôly zao.