plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/14.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 14 Manorina antsika Kristy mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampegnarana sy ny hafetsen-reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. \v 15 Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy ze loha , zany hoe, Kristy. \v 16 Kristy de managana ny tegna daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka reo, de mahatlnga ny vatagna hitombo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana.