plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/11.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 11Kristy de nanolotra ny sasagny ho apostoly, ny sasagny ho mpaminagny, ny sasagny ho evanjelistra, ary ny sasagny pasitera sy mpampiagnatra. \v 12 Nagnome reo asa reo Izy mba hanampiana reo vahôkany masina ho amin'ny asa fanompôgna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy manorina ny vatagny Izy mandra-patratra antsika daôly ny firaisam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny hagedan'ny fafenon'i Kristy.