plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/04.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 4 Raika iany ny vatagna ary raika iany kô ny Fagna, ôtran'ny nagnantsovana an'nareo takao amin'ny fanantenan'ny fagnantsovana an'nareo raika fôgna kô. \v 5 Ary raika iany ny Tompo, raika ny finona , raika ny batisa \v 6 ary raika fôgna Andriamanitra sy Rain'ny daôly, ze agnambon'ny ra daôly ary amin'ny alalan'ny ra daôly sy akao amin'ny ra daôly.