plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/17.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 17 Mivavaka zà mba hipetraka akao am-ponareo amin'ny finona an'i Kristy, mba hifototra sy hiorina akao amin'ny fitiavany anareo. \v 18 Hahazo hery ane nareo ka ho afa-matakatra, miaraka am-reo mpino daôly, ny sakany, ny alavany, ny ahambony, ary ny alaligny, \v 19 ary mba halala ny fitiavan'i Kristy, ze mba mihôtra ny falalagna daôly, ka mba ho fenon'ny fafenoan'Andriamanitra daôly nareo.