plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/14.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 14 No 'zany de mendohalika akeo agnatrehan'ny Ray zà, \v 15 ze nagnome agnarana ny fianakavena daôly aigny an-dagnitra sy aketo an-tany. \v 16 Mivavaka zà mba hagnomezany an'nareo, araka ny haren'ny voninahiny, mba hatanjaka amin-kery amin'ny alalan'ny Fagnahy Masina, ze akao aminareo.