plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/12.txt

1 line
198 B
Plaintext

\v 12 Fa akao amin'i Kristy no anagnantsika fasahina sy lalana am-patokina no ny finontsika an'Azy. \v 13 No zany mengavy an'nareo zà mba tsy ho kivy no ny fijaliko ho an'nareo, ze voninahitrareo.