plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/10.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 10 Nampafantarina tamin'ny fengonana zany fandaharana zany mba hatonga an'ireo mpanapaka sy reo manam-pahefana aigny an-dagnitra hahalala ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra. \v 11 Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay ze notanteràny takao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika zany.