plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/08.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 8 Namen'Andriamanitra anà zany fagnomezana zany, na de zà aza no farany kely indrindra am-reo ôlo-masin'Andriamanitra. Zany fagnomezana zany de ny mba hitoriko am-reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-tadiavina. \v 9 Ny fagnomezam-pasoavan'Andriamanitra ho anà de ny hitondrako fagnazana amin'ôla daôly ny fandaharan'Andriamanitra. Io fandaharana io de nasitrikan'Andriamanitra, le nahary ny ra daôly, nandritra ny taona maro talô.