plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 3 Manoratra araka ny fagnambarana nampafantarina anà zà. Zany no marina misitrika momba an'ze nosoratako foihy taminareo. \v 4 Rafa mamaky an'izany anareo, de ho afaka ny hafantatra ny fomba fazaôko an'izany marina misitrika momba an'i Kristy zany. \v 5 Tam-reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelona zany marina izany. Fa am-zao kosa zany de nambara tamin'ny alalan'ny Fagna tam-reo Apostôly sy reo mpaminagniny ze vôtokagna ho am-ty asa ty.