plt-x-sihanaka_eph_text_reg/02/19.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 19 No 'zany, tsy vahiny sy mpivahiny fogna anareo Jentilisa zao. Fa vô maika aza mpiray firenena miaraka am-reo ze olo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa naorina takeo amin'ny fototra fagnorenan-reo apostoly sy reo mpaminagny nareo, ary Kristy Jesosy miintsy no vato fehizoro. \v 21 Akao Aminy no hikambanan'ny fagnorenana daôly ary hitomboany salan'ny tempoly akao amin'ny Tompo. \v 22 Akao Aminy iany no hagnanganana anareo miaraka ho fitoerana ho an'Andriamanitra akao amin'ny Fagna.