plt-x-sihanaka_eph_text_reg/02/11.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 11 No 'zany tadidio fa Jentilisa takao amin'ny nofo nareo talô. Nareo de antsovina hoe "tsy vôfora" akeo am-reo ze antsovina hoe "vôfora" akao amin'ny nofo natôn'ny tagnan'olombelona. \v 12 Satria mbola tafasaraka tamin'ny Kristy nareo tam-zany fotôgna zany. Mpivahiny nareo takeo amin'ny vahôkan'ny Israely. Ary vahiny tamin'ny faneken'ny fampagnantenana anareo. Tsy mbola nagnana fagnantenana ny amin'ny ho avy nareo. Tsy niaraka tamin'Andriamanitra anareo teto am-zao tontolo zao.