plt-x-sihanaka_eph_text_reg/02/08.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 8 Fa tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo tamin'ny alalan'ny finona, ary tsy avy aminareo izany, fa fagnomezan'Andriamanitra. \v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fasoavana mba tsisy hieboebo. \v 10 Fa asan'Andriamanitra tsika, noforonina takao amin'i Kristy Jesosy mba hagnano asa ze fandaharan'Andriamanitra efa ela ho antsika, mba handehanantsika akao am-reo.