plt-x-sihanaka_eph_text_reg/02/04.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 4 Saingy manan-karena famindram-po Andriamanitra no le fitiavany gedabe ze nitiavany antsika. \v 5 Tamintsika mbola maty takao agnatin'ny fadisoana, de novelominy niaraka tamin'i Kristy, tamin'ny fasoavana no namonjena an'nareo. \v 6 Niara-natsangan'Andriamanitra tsika, ary niara-napetragny takao an-dagnitra akao amin'ny Kristy Jesosy, \v 7 mba afany mampibôgna antsika amin'ny vanim-potôgna ho avy hagedan'ny haren'ny fasoavany ze tsy azo refesina abôgna amin'ny hatsaram-pagnany amintsika akao amin'i Kristy Jesosy.