plt-x-sihanaka_eph_text_reg/02/01.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 1 Ary ny momba an'nareo, de maty takao agnatin'ny fadisonareo sy ny fahotanareo nareo. \v 2 Takao am-regny fahadisona regny no niaignanareo talô araka ny fomban-zao tontolo zao. Niaigna araka ny mpanapaka reo fahefana aigny amin'ny rivotra anareo, le fagnan-ze miasa akao am-reo zanaky ny tsy fagnekena. \v 3 Niaigna takeo am-regny ôla regny avokoa tsika talô, nagnatanteraka reo filan-dratsin'ny nofontsika, ary nagnatanteraka ny fagnirian'ny nofo sy ny saigna. Efa voahary ho zanaky ny fahasosena, salan'ny zanak'olombelona sisa tsika.