plt-x-sihanaka_eph_text_reg/01/15.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 15 Noho zany antony zany, hatamin'ny narignesako ny finoanareo ny Tompo Jesosy ary ny fitiavanareo reo ôlo-masiny daôly, \v 16 de tsy mitsatra ny misaotra an'Andriamanitra za ny aminareo ary tsarôvako am-bavaka anareo.