plt-x-sihanaka_eph_text_reg/01/03.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 3 Deraina anie ny Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika, ze nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-panahy daôly avy aigny an-dagnitra akao alin'i Kristy. \v 4 Andriamanitra nifidy antsika takao amin'Azy hatramin'ny fentombôn'zao tontolo zao mbô ho masina sy tsy manan-tsigny akao agnatreny tsikana.