\v 9 Nataon'Andriamanitra fantatra tamitsika ny zava-miafin'ny sitrapony, araka ze tieny sy ze nasehony takao amin'i Kristy, \v 10 niaraka tamin'ny fandaharana raika amin'ny fafenon'ny fotôna, hagnangonana ny ra daôly, aty an-tany sy aigny an-dagnitra, ho lôha raika, na Kristy aza.