\v 5 Andriamanitra de nisafidy antsika melô ho amin'ny fananganana ho zanaka tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy araka ny sitrapony. \v 6 Ny fananganana antsika de mitondra amin'ny fiderana ny fasoavana be voninatra ze nameny antsikana maimaim-pôgna takao am'le raika ze tieny.