\v 15 Mitandrema amin'ny fomba fiaignanao tsy ôtrany tsy hendry fa ôtrany hendry. \v 16Ararôty ny fotogna satria zao andro zao de ratsy. \v 17 No zany, aza medaladala, fa takaro hoe: Ino ny sitrapôn'ny Tompo.