\v 1 No zany ôka mba ho mpaka taka an'Andriamanitra, ôtrany zanaka malala. \v 2 Ary mandagna amin'ny fitiavagna, araka ny nitiavan'i Kristy antsika iany kô sy nagnomezany ny tegnany ho antsika, fagnatitra manim-pôfona sy sorona ho an'Andriamanitra.