\v 7 Tsika tsiraikaraika avy de namena fasoavana araka ny hagedan'ny fanomezan'i Kristy. \v 8 Araka ny koragnin'ny Soratra Masina izany hoe: "Rafa niakatra tagnambo Izy, de nitondra reo babo ho amin'ny fababôgna,ary nanolotra fagnomezana ho an'ny vahôka Izy.