\v 1 Paoly, Apostolin'i Kristy Jesosy araka ny sitrapon'Andriamanitra, ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra aigny Efesosy, ze matoky akao am' Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarina: Misy fandikan-teny sasagny magnala ny hoe: "Akao Efesosy" saingy mety akao amin'ny taratasin'i Paoly vôlôny zany.] Ho aminareo anie ny fasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.